Teny iditra (1/2) | 1 gorodana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fandrarahana na fisotroana atao rodobe; izay araraka na sotroina. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 used for godana and kotrana [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 action de se précipiter, de tomber en quantité, d'aller tous à la fois, de descendre comme l'eau d'une cascade, les grains versés dans un trou à riz, action de boire d'un seul trait [1.3] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny gorodana io |
Teny iditra (2/2) | 13 gorodana |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 pays troublé, faire du tapage à la maison. [Tankarana]
[1.19] |
Tovy hevitra | 16 godana, kotrana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13 |