|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hadina
Fototeny  2 hady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Loahana: Nohadin' ny riaka ny arabe ka be loadoaka
9 Ongotana: Vomanga sa mangahazo no hohadina e?
10 Fongarina, alaina (avy any anaty tany): Manjarano no nohadina teto taloha
11 Dinihina, fotorana: Efa nohadin' ny mpamototra ny raharahanareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be dug, to be made into a trench. [1.2]
13 to be dug [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on creuse [1.8]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  hadina
Sokajin-teny  17  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  19 [Bezanozano] fiarahabana [1.78]

Fivaditsoratra  20 andahy, 21 dihana, hadina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21