|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manadina
Fototeny  2 adina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manontany, manavina, manantsafa: Avy manadina ny fahasalaman' ny ankizy, tompoko
9 Mamototra, misokitra, mandona, maka am-bavany, manao famotorana, manabohy, manafanina: Adiny telo no nanadina azy ny kaomisera
10 Mitsara fahaizana, mampanala fanadinana: Mpampianatra iza no nanadina anareo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to investigate, to enquire into, to ask about, to search into; to conduct an examination. [1.2]
12 to question; to give an examination [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 Questionner, demander, examiner: Manadina ilay voampanga ny mpitsara (Le juge questionne l'accusé) ~ Manadina anao aho amy ny latabatra nampanaoviko anao (Je viens vous demander si la table que je vous ai commandée est finie) ~ Manadina ny mpianatra izy (Il examine les élèves) [1.3]
14 interroger, faire passer un examen [1.8]
Ohatra  15  Ka tandremo fa mety manadina izy. [2.332#118]
16  Ingahy Fara ihany no manadina ny tenany sady mamaly. [2.499#29]

Teny iditra (2/3) 17  manadìna
Fototeny  18 adina
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
20 questionnez, demandez, examinez, interrogez [3.1]

Teny iditra (3/3) 21  mañadina
Fototeny  22 hadina
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24 [Bezanozano] miarahaba [1.78]

Fivaditsoratra  25 amandina, 26 andamina, mañadina, manadina, manadìna, 27 mandaina, 28 mandania, 29 mandiaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19