|
|
|
|

Teny iditra 1  hadisoana
Fototeny  2 diso
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  6 error, guilt, criminality, failure, deficiency [1.2]
7 a mistake, an error; guilt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 faute [1.3#108, 1.8]
9 culpabilité [1.3#108]
10 erreur [1.8]
Ohatra  11  hadisoana inona no nataony taminao? [2.270#27]
12  Tsy misy olona azo sazina indroa noho ny hadisoana tokana ihany. [2.114#]
13  Noho izany, tsy tsaroako ho nahavita hadisoana tamin' ny vadiko sy ny zanako aho. [2.4#]
Voambolana  14  Ontam-po
Tovy hevitra  15 fahadisoana
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22