|
|
|
|

Teny iditra 1  fahadisoana
Fototeny  2 diso
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  6 error, guilt [1.2, 1.7]
7 criminality, failure, deficiency [1.2]
8 a mistake [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 faute [1.3#108, 1.8]
10 culpabilité [1.3#108]
11 erreur [1.8]
Ohatra  12  Tsaroako izao ny fahadisoako [2.996]
13  Moa ahy irery ve ny fahadisoana? [2.499#58]
14  Dray, fahadisoanao be mihitsy izany [2.472#149]
15  Inona no fahadisoan' Andriamasinavalona? [2.113#29]
16  fa raha maro sahanina hianao, tsy hilaozam-pahadisoana [2.996]
Tovy hevitra  17 hadisoana
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fahadisoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22