Teny iditra (1/2) | 1 haditra |
Fototeny | 2 ditra |
Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe maditra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2#xliii] |
Ohatra |
5 Mivalo fanahy tsy haditra aho [1.437] 6 Hivalo fanahy tsy haditra aho fa hanaraka ny efanareo [2.558] |
Teny iditra (2/2) | 7 haditra |
Fototeny | 8 ditra |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Toetran' ny olona maditra: Tsy haditran' olona re izany ! |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny haditra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |