Teny iditra | hadivory (hady, vory) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The dry moat around fortified villages [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fossé autour des villages [1.8] | |
Tsipelina hafa | hady vory | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hadivory io | |
Teny iditra | hadivory | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Fasana [1.78] | |
Fivaditsoratra | hadivory, hady vory, rivodahy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |