Teny iditra | hady vory | |
Singan-teny | hady ; vory | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A fosse round a house or town; a country house, so called because such houses used to be enclosed by a circular trench. [1.2] | |
Tsipelina hafa | hadivory | |
Fivaditsoratra | hadivory, hady vory, rivodahy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |