Teny iditra mahahafa (hafa)
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1Lazao izay hitanao ho mahahafa kely an' ity lahatsoratra ity ka mahatonga azy hahafinaritra. [2.314]
2Ny mahahafa azy indrindra anefa dia tsy mba atahorana hamadika izy satria tsy mba tafiditra am-pony na oviana na oviana ny fitiavana, na fitiavana inona izany na fitiavana inona. [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahahafa
Ny lasa : nahahafa
Ny hoavy : hahahafa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20