|
|
|
|

Teny iditra1  hafàna
Fototeny  2  fana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [1.1]
5  tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  température [1.13]
Tovy hevitra  7  mari-pana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  fahana, faha~na, fanaha, hafàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26