Teny iditra | mari-pana | ||||
Singan-teny | mari- ; -pana | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Température [1.13] | ||||
Tovy hevitra | hafana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Fivaditsoratra | amparina, mari-pana, mpiarana, rampaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21 |
![]() |