|
|
|
|

Teny iditra1  hafa ray
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] entina milaza olona samy manana ny ray sy ny reniny avy saingy miombon-dray sy miombon-dreny kosa
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] frère ou soeur de même mère et de père différents
Singan-teny  5  hafa, ray
Mpanahaka  6  hafareny

Fivaditsoratra  7  fiaraha, hafa ray, hiafara, ifahara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21