| Teny iditra | 1 haingihaingy |
| Fototeny | 2 haingy |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingihaingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 rather ashamed, or confused. See menatra, haihay
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 confusion, timidité
12 confus [1.3] |
| Voambolana | 13 Ontam-po |
| Tsipelina hafa | 14 aingiaingy |
| Tovy hevitra | 15 haingy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|