|
|
|
|

Teny iditra1  haino aman-jery
Singan-teny  2  haino, amana, jery
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] audiovisuel
Ohatra  5  Ianareo avy amin' ny haino aman-jery sy serasera samihafa. [1.368#]
6  Tsy nitondra fahafaham-po ihany koa ny fahafahana mampiasa ny haino aman-jery. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07