Teny iditra | 1 hakamoana |
Fototeny | 2 kamo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 Ny hakamoana tsy ananan-jara. [2.69#214] 5 Tsy Finoana ny "fanekena lembenana" fa fahosana sy hakamoana. [2.285#181] 6 Tamin' izany no tsy nahaizany nandanjalanja intsony ka nampitombo ny hakamoana be tao aminy. [2.470#109] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny hakamoana io |
Fivaditsoratra | 10 amahanako, hakamoana, hamakanao, hanakamoa, mahakaona, namahoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |