|
|
|
|

Teny iditra1  hakamoana (kamo)
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Ny hakamoana tsy ananan-jara. [2.69#214]
4  Tsy Finoana ny "fanekena lembenana" fa fahosana sy hakamoana. [2.285#181]
5  Tamin' izany no tsy nahaizany nandanjalanja intsony ka nampitombo ny hakamoana be tao aminy. [2.470#109]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny hakamoana io

Fivaditsoratra  9  hakamoana, mahakaona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20