|
|
|
|

Teny iditra 1  hamafina
Fototeny  2 mafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hahamafy, atao tonga mafy: Hamafio ny tady ~ Hamafio ny fihavananareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be strengthened, to be reinforced; to be emphasized [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on renforce, sur quoi on insiste, qu'on répète [1.8]
Tovy hevitra  11 hamafisina, mafina

Fivaditsoratra  12 fanahamy, 13 fimahana, hamafina, 14 mahafañy, 15 mahafina, 16 manafiha, 17 mifahana, mifahàna, 18 mifanaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24