|
|
|
|

Teny iditra1  mafina
Fototeny  2  mafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Mafiso ny fefiloha [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  hamafina, hamafisina

Fivaditsoratra  10  fanima, finama, mafina, manifa, mifana, mifana~, mifanà, mifaña

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05