|
|
|
|

Teny iditra 1  hamba
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antesaka] kambana: zaza hamba [1.78]
8 [Bara] kambana [1.78]
9 Fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io
10 Fiatoatoana raha miteny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 indecision, hesitation [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 [Antesaka] état de deux objets semblables qui sont accolés: Zaza hamba (jumeaux), laka hamba (bac) [1.82]
Voambolana  13  Ontam-po
Tovy hevitra  14 hambahamba
Mpanahaka  15  miahanahana, 16  miahotrahotra, 17  Mihambahamba, 18  miherohero, 19  misalasala

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22