Teny iditra handra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tsiny, indrindra izay avy amin' ny ray aman-dreny natao tsinontsinona [1.1]
  [Betsileo] Tsiny [1.78]

Teny iditra handra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Kilema [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A defect, anything which has a fault or a defect in it. See kilema. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Défaut, lourdeur, défectuosité, difformité. [1.19]
Kamban-teny 

Teny iditra handra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] tarehy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26