Teny iditra | 1 tarehy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny faritra anoloana amin' ny loha, misy ny handrina, ny maso, ny orona, ny vava; ny tava: Be tandra kely ny tarehin-dRamatoa iny Ny fisehoana ahitana ny zavatra iray: Be kilavadavaka, hono, ny tarehin' ny volana, hoy ireo efa nanitsaka teny Nitondrany voninkazo tsara tarehy aho Endrika, bika: Aseho matetika amin' ny tarehin' ny voromailala ny Fanahy Masina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the face; appearance; cf. endrika, bika. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] le visage: apparence; cf. endrika, bika. |
Voambolana |
6 Haiaina |
Mpanahaka | 7 tava, endrika, salovantava, laingon-tava, takolaka, fify |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny tarehy io |
Fivaditsoratra | 30 atrehi, ehitra, haetry, hateri, hatery, hietra, hitera, ihetra, tarehy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |