Teny iditra | hani-masaka | |
Singan-teny | hanina ; masaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo sakafo efa masaka amidy eny amin' ny mpivaro-tsakafo eny an-tsena [1.1] | |
Fivaditsoratra | hani-masaka, manakisaha, mankasiaha, Masihanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |