Teny iditra | haombary | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Katsentsitra mpanimba ny ravim-bary [1.13] | |
Fanazavàna teny anglisy | [vary, rice.] an insect, perhaps a weevil. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pou de riz, calandre de riz [1.13] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Teny fotony | hao, vary | |
Mpanahaka | hao ~ haofotsy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
![]() |