|
|
|
|

Teny iditra1  haofotsy
Singan-teny  2  hao, fotsy
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  5  Bibikely tahaka ny hao saingy fotsifotsy mipetaka amin' ny fitafiana, manaikitra ny hoditra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  pou blanc ou pou du corps [1.13]
Ohatra  7  Fehezo ny kongona, haofotsy, ary ny lagaly. [2.424#]
8  hoy izy miantso ny vavy mipetraka mizaha haofotsy eo an-tokotany. [2.346#30]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny haofotsy io

Fivaditsoratra  10  atsofohy, haofotsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12