Teny iditra | hao | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1] | ||||
Katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | A louse, a tick. [1.2] | ||||
A louse [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Pou [1.8, 1.13, 1.82] | ||||
Ohatra | Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila.
[2.528] | ||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-biby |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hao io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly | ||||
Teny iditra | hao | ||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Eny [1.78] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Oui [1.82] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |
![]() |