|
|
|
|

Teny iditra 1  harahina
Fototeny  2 haraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  8 ce qu'on extorque [1.3]
Ohatra  9  tsy maintsy harahina rahateo ny tenin' ny dokotera fa mafy loatra ny nahazo teo izay. [2.470]
10  Andeha harahina ireny efa nikasa hamabo antsika ireny, ka andeha ho babointsika. [2.48]

Fivaditsoratra  11 haharina, harahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19