Teny iditra (1/3) | 1 hariny |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tohotr'ombivavy [Tanosy]
[1.78] |
Tovy hevitra | 4 haritra |
Teny iditra (2/3) | 5 hariny |
Fototeny | 6 hary |
Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny iharana harina sy mpisolo |
Fanazavàna teny anglisy |
8 accumulated by him/her/them [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 qu' il/elle accumule; qu' ils/elles accumulent [3.1] |
Ohatra |
10 laha fa niteo ie, misy mihary lambo ie, misy mihary aomby ie, mihary bengy ie, hareny raha reo, fa misy biby limy vita hariny rekitsy soavaly. [2.150#58] |
Teny iditra (3/3) | 11 hariny |
Fototeny | 12 hary |
Sokajin-teny | 13 anarana hary sy mpisolo |
Fanazavàna teny anglisy |
14 his/her/their possessions [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 ses/leurs biens [3.1] |
Fivaditsoratra | 16 hariny, hinary, rahiny |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20 |