|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hariny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  tohotr'ombivavy [Tanosy] [1.78]
Tovy hevitra  4  haritra

Teny iditra (2/3)5  hariny
Fototeny  6  hary
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny iharana harina sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  8  accumulated by him/her/them [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  qu' il/elle accumule; qu' ils/elles accumulent [3.1]
Ohatra  10  laha fa niteo ie, misy mihary lambo ie, misy mihary aomby ie, mihary bengy ie, hareny raha reo, fa misy biby limy vita hariny rekitsy soavaly. [2.150#58]

Teny iditra (3/3)11  hariny
Fototeny  12  hary
Sokajin-teny  13  anarana hary sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  14  his/her/their possessions [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  ses/leurs biens [3.1]

Fivaditsoratra  16  ahirin, haniri, haniry, harini, hariny, hinary, hirain, hirany, hirina, ihiran, irahin, nahiri, narihi, nihary, nihira, nirahi, rahiny, rihani

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20