|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  hasy
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fahasalamana
Fanazavàna teny anglisy  4  a provincial word for medicine. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  remède. hasina [Tankarana] [1.19]
6  Racine des mots mpimasy, omasy, ombiasy, qui désignent dans les diverses régions les spécialistes du traitement par les plantes [1.196]
Tovy hevitra  7  kasa
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)9  hasy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  fanajana [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  12  respect [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (3/5)13  hasy
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Toe-karena: zaitra
Fanazavàna teny malagasy  16  lamba vita amin'ny landihazo [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  17  a provincial word for cotton [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18  cotonnade [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (4/5)19  hasy
Sokajin-teny  20  anarana
Voambolana  21  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  22  landihazo [Bara] [1.78]
23  Landihazo gasy. Anarankazo ary anaran' ny voan' io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium barbadense); ny fonon' ny voany, rehefa matoy, dia mivaky telo na dimy eo amin' ny vitrany ary dia misy vohavoha mibofaka avy eo, izay azo veraveraina sy sintonina ho kofehy tenomina ho lamba [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24  (prononciation locale pour hasina) Nom des cotonniers sauvages, surtout Gossypium arboreum var. perrieri (Hochr.) B.L.Rob. et Gossypium brevilanatum Hochr. (Malvaceae) [Sakalava] [1.196]
Tovy hevitra  25  landihazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)27  hasy
Sokajin-teny  28  anarana
Voambolana  29  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  30  Faguetia falcata Marchand (Anacardiaceae). [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32  hasy, sahy

Nohavaozina tamin' ny 2024/04/16