Teny iditra | hatotanana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ hato-tanana ] The wrist. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Poignet [1.3, 1.13] | ||
[ hato-tanana ] La jonction de la main au bras [1.3] | |||
Ohatra | Raha tsy afaka hitanao eo amin' ny hatotanana ny fitempon' ny fo, dia tsapao eo amin' ny tenda, eo akaikin' ny tendron-traotraoka.
[2.424] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Teny fotony | hatoka, tanana | ||
Kamban-teny |
| ||
Manontolo | |||
Anaran' akora mamorom-batana | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/21 |
![]() |