|
|
|
|

Teny iditra1  hazandrano
Singan-teny  2  haza, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  anarana iraisan'ny biby fanjono [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  [rano, water.] fish, shrimps, water snails, etc., used as food. See laokan-drano. [1.2]
6  fish; cf. trondro [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  nom générique des poissons et de tout ce qu'on pêche [1.13]
Ohatra  8  Mihemotra ny onja, sintonina ihany ny lakana hipoky ny hazandrano. [2.499#12]
9  Rehefa lasa lavidavitra ny mpaka hazandrano, niteny indray ilay Vazaha lehibe. [2.472#241]
10  Mampaninona na ny lohany na ny rambony no ahazoana ny hazandrano, rehefa azo ihany? [2.297#]
Voambolana  11  Haibiby: trondro
12  Toe-karena: hanina
Mpanahaka  13  trondro
Tsanganana sy sary iray takila  14  Hazandrano mainKamban-tenya
Lahatsoratra  15  Randzavola: hazandrano ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  16  handrozana, hazandrano

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02