|
|
|
|

Teny iditra 1  hazavana
Fototeny  2 zava
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 zava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 lightness, brilliancy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 la lumière, la clarté [1.3]
9 lumière, clarté [1.8]
Ohatra  10  Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho. [2.470#58]
11  Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany. [2.499#9]
Tovy hevitra  12 fahazavana
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe hazavana

Fivaditsoratra  hazavana, 14 zahavana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22