|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hazolahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] lanonam-paty
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.82] [Taisaka] fêtes mortuaires
5  [1.13] fête funéraire
Voambolana  6  Finoana

Teny iditra (2/3)7  hazolahy
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Tanala] karazan'amponga (amponga tapaka )
10  [1.78] [Taisaka, Tanosy] amponga
11  [1.1] Amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy
12  [1.1] [Betsileo] Laona tonta efa gorobaka ka tampenana hoditra ny tendrony roa ary misy tady fanenjanana ny hoditra manodidina ny vatany velezina toy ny amponga
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] a tall drum beaten at one end only, the performer standing up. See amponga, hatrotrobe.
14  [1.7] a drum
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3] Tambour fait avec un tronc d'arbre creusé
16  [1.82] [Taisaka] tambour (tam-tam) servant dans les cérémonies
17  [1.8] tambour
18  [1.196] grand tambour que l'on battait pour le rassemblement des guerriers
19  [1.13] tam-tam
Voambolana  20  Feon-kira: zavamaneno
Singan-teny  21  hazo, lahy
Mpanahaka  22  amponga, detra, langoroany

Teny iditra (3/3)23  hazolahy
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.196] (« bois mâle », à ne pas confondre avec hazo-lahy, hazo). Carissa madagascariensis Thouars et Carissa edulis var. microphylla Pichon.(Apocynaceae) Petits arbres à bois dur, très dense, d'un beau rouge orangé, utilisé en tabletterie et marqueterie. Fruits comestibles. On donne ce nom à Cabucala striolata Pichon, également de la famille des Apocynaceae mais dont le fruit n'est pas comestible. Cette dernière espèce est riche en alcaloïdes alors que les deux premières n'en renferment pas. [Bezanozano]
26  [Betsimisaraka]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Singan-teny  28  hazo, lahy
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25