| Teny iditra | 1 heniheny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a swamp
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Marais, terrain bourbeux, les rizières.
[1.3#236] 7 marécage [1.8, 1.13] 8 (dans toute l'île). Végétation des marécages ; on donne souvent ce nom aux Cyperaceae. On désigne aussi sous la même appellation les rizières mal aménagées, dont le drainage est difficile. [1.196] |
| Ohatra |
9 heniheny iray manontolo ny lohasaha.
[2.270#23]
10 Nokasaina homainina hatao tanimbary io heniheny be io. [2.472#170] 11 Ny heniheny fiandrasam-biby (ondry ) voaravaka ny voninkazo. [1.353#] |
| Voambolana | 12 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 13 Haizavamaniry |
| Mpanahaka | 14 honahona, 15 horaka, 16 zetra |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|