Teny iditra zetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A swamp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Marécage [1.8, 1.13]
 Roseaux, marais formés de papyrus [4.11]
Voambolana 
Mpanahaka  heniheny ~ honahona ~ horaka

Teny iditra zetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehanana na fanaovan-javatra misosa milamina tsara; fizorana tsy misy misakantsakana (jereo zotra). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action d'aller, de glisser d'une manière uniforme, facilement, sans encombre, de chanter en accord, sans faute. Voyez zotra. [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra Zetra
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Ravalitera Nalisoa Jean
Fanonta printy 2005. Faribolana Sandratra.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02