| Teny iditra (1/2) | 1 mihenjana |
| Fototeny | 2 henjana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mihinjitra mahitsy miridiridy: Tsy mbola mihenjana tsara ity tady ity
9 Miridiridy tsy mety miketraka amin' ny heviny: Tsy tokony hihenjana loatra ianao fa mety ho azo atao ihany ny mifampiraharaha 10 Manohitra: Nihenjana izy nony vao nandre izany teniko izany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 tendu
[1.3, 1.13] 12 Se raidir, être raide, vigoureux 13 fig. résister, se raidir contre [1.3] |
| Ohatra |
14 Tsy maintsy mihenjana isika vehivavy.
[2.528#127]
15 mihenjana ny hery rehetra hanetra ny sarotra sy ny mafy, ka tsy ho kivy hanefa ny adidy. [1.224] 16 Izany no abidian' ny fahendrena: tsy mihoatra atsy tsy mihoatra aroa, tsy mihenjana loatra ary tsy miketraka loatra. [2.296#43] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihenjana |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 19 mihenjàna |
| Fototeny | 20 henjana |
| Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihenjana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mihenjana, mihenjàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|