Teny iditra (1/3) | 1 herotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fingotra [1.78] 4 Mena-dronono mitsinkafona mitambatra amin' ny fanambonin' ny ronono masaka. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 A rubbery skin or layer; [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Croûte, peau du lait, etc. [1.8] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 9 Folaka andantony |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny herotra io |
Teny iditra (2/3) | 12 herotra |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Voambolana |
14 Haibiby: trondro |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Nom d'une espèce de poisson, ? Cristipoma. [1.19] |
Tsipelina hafa | 16 herotro |
Teny iditra (3/3) | 17 herotra |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
20 Nom général des espèces fournissant du caoutchouc et nom du latex lui-même. Comparer à fingotra , dont l'origine commune est très probable. Au sens général, tout ce qui se coagule ou se sépare d'un liquide par décantation, comme la crème sur le lait. Nom donné plus spécialement aux caoutchoucs qui coagulent spontanément. Sens figuré : état des fruits avortés ou desséchés sur l'arbre, dont le péricarpe se ride et tend à se distendre. Suivant les régions, on appelle plus spécialement herotra : [1.196] 21 Mascarenhasia arborescens A. DC. (Apocynaceae) [1.196] 22 Gonocrypta grevei (Baill.) Constantin Gaillaud . (Apocynaceae) [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04 |