| Teny iditra (1/2) | 1 mahita |
| Fototeny | 2 hita |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mahalala ny fisian-javatra iray amin' ny alalan' ny maso: Mahita rahona eny amin' ny lanitra aho
9 Mifanena amy: Nahita an-dRasoa aho teny an-tsena 10 Sandra, tojo: Nahita vola ariary zato teny an' arabe Isambilo 11 Mamorona: Ny Sinoa no nahita ny vanja voalohany 12 Ahatazanana: Mahita tsara itỳ masolavitra itỳ. 13 Hikapa hahita ny tonony anie, handidy hahita ny vaniny: teny entina mirary soa ny mpitondra fanjakana na lehibem-pikambanana mba hahita izay mety tokony hatao hitondrana ara-pahamarinana sy amin' ny hitsiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 to see; to find
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 voir, trouver
[1.8] |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 21 misy ny teny hoe mahita |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 mahità |
| Fototeny | 19 hita |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahita [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mahita, mahità, 21 matahy, 22 mitaha, mitahà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|