Teny iditra | hitony (tony) | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe mitony | |
Fanazavàna teny anglisy | [he/she/it] will be calm, will be quieted [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [il] sera calme, serein, apaisé, [elle] sera calme, sereine, apaisée, [ils/elles] seront calmes, sereins, apaisés [3.1] | |
Ohatra | Saingy, toy izay hitony, vao mainka koa nihombo ny aretina ary nifindra tany amin' ny valan-javaboaharim-pirenena manodidina azy
[4.27] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |