|
|
|
|

Teny iditra 1  mitony
Fototeny  2 tony
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany?
9 Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be calm, to be quieted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~ Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée)
12 se ralentir, se dit des affaires, des corvées [1.3#727]
13 se calmer, s'apaiser [1.8]
Ohatra  14  Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy [2.472#91]
15  Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe! [2.528#141]

Fivaditsoratra  mitony, 16 motiny

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20