|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihombo
Fototeny  2 hombo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikambana amin' ny alalan' ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin' ny dity fotsiny
9 Mifantsika amin' ny asa: Mihombo amin' ny fianarany ity zazalahy ity
10 Mikiribiby amin' ny...: Mihombo amin' ny heviny Rabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be nailed fast [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être cloué [1.8]

Teny iditra (2/2) 13  mihombo
Fototeny  14 tombo
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 Mihamafy (enti-milaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin' ny omaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 Mihombo ny aretina (The sickness is getting worse) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 Mihombo ny aretina (La maladie s'aggrave) [1.8]
Tovy hevitra  19 manombo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22