Teny iditra ianareo
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha maro izy ireo ka atao teny lazaina: ~ Miteniteny ianareo ka tsy henonareo ny teniko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ hianareo ] You, ye [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ hianareo ] Vous. S'emploie au singulier et comme terme respectueux entre époux. (Le mari): Nahoana hianareo no tsy naka fanafody ho an'ny zaza? Pourquoi n'es-tu pas allée chercher un remède pour enfant? -- (La femme): Mbola niandry anareo aho ka. Mais, c'est que je t'ai attendu. [1.3]
 Vous (pluriel); tu, toi [1.5]
Fanazavàna teny italianina Voi [1.18]
Mpanahaka  anareo ~ -nareo, -areo
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31