|
|
|
|

Teny iditra1  Ianona (anona)
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona 4  lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  what's-his-name. [Mal. sianun.] [1.2]
Tsipelina hafa  6  ranona, ranona
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny mpisolo rehetra
8  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  9  ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20