|
|
|
|

Teny iditra 1  iantsoana
Fototeny  2 antso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  8  Tsena kosa no iantsoana ny toerana anaovana varotra. [2.117#115]
9  Mialoha izay, dia anarana iombonana ihany no iantsoana azy. [2.606#89]
10  nataony hoe : Raha misy raharaham-panjakana iantsoana anareo; [2.59#248]
Tsipelina hafa  11 iantsovana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22