| Teny iditra (1/2) | 1 iarahana |
| Fototeny | 2 araka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Avec qui on va. on fait, qu’on accompagne, qu’on fait ensemble: Niarahan’ ny mpanompony izy (Il était accompagné de son serviteur) ~ Iarahantsika mahalala izany (Nous savons tous cela)
[1.3#59] |
| Ohatra |
8 iarahana amiko ianao, Rivo?
[2.529#]
9 Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470#] 10 Ka niredona matetika miantsoantso an' i Batsola Raisonao ny fanafody ka omeo aloha ny vola Avy eo atoro anao ny fanamboarana azy tsotra Ka iarahana mijery sao mety tsy hizotra. [2.928#] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe iarahana |
| Teny iditra (2/2) | 12 iarahana |
| Fototeny | 13 araka |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 Ahoana no iarahanao amin’ ny ratsy fanahy toy izany ? (Pourquoi vas-tu ainsi avec de mauvais eompagnons ?)
[1.3#59] |
| Fivaditsoratra | 20 ahariana, iarahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|