|
|
|
|

Teny iditra 1  ifanatrehana
Fototeny  2 atrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Taratasy maro nifamaliana, fiakaran' i Dada sy Neny niaraka nanaovana resaka nifanatrehana mihitsy, vao tapaka fa hijanona ihany aloha aho. [2.4#23]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 hafinaretana, ifanatrehana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21