Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ifanatrehana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que ce soit réglé en présence de nous tous, comme se fait dans un camp la distribution du riz extrait de la marmite. [2.415 #3190] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est que le partage doit être public. [2.415 #3190] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Arivo teny, zato kabary: faran’ ny teny ifanatrehana. [2.653, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cent discours, mille paroles; la confrontation mettra fin aux disputes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ataovy anatra imaso hifanatrehana, fa raha takona tonga fosa. [1.1]
Ataovy anatra imaso ifanatrehana: fa raha takona tonga fosa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si vous avez des remontrances à faire à quelqu' un, faites-les à la personne que cela concerne; car si vous en parlez à d' autres, vous tomberez dans la médisance. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Faran' ny omby hena ary faran' ny teny ifanatrehana. [2.558 #75]
Faran’ ny omby hena, faran’ ny rano Ikopa, ary faran’ ny teny ifanatrehana. [2.653 #934] Faran' ny omby hena, faran' ny teny ifanatrehana. [2.165 #457] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La fin du bœuf c' est d' être mangé, et la fin des paroles (fausses) c' est la confrontation. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ny raharaha no ho lavorary, ny teny ifanarahana. [2.653 #2392]
Ny raharaha no lavorary, ny teny ifanarahana. [2.415] Ny raharaha no lavorary, ny teny ifanatrehana. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui rend les affaires bonnes, ce sont les délibérations et les conseils réciproques. [2.415 #3292] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||