Teny iditra (1/2) | 1 ilana |
Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
3 (root) [1.2#237] |
Teny iditra (2/2) | 4 ilana (ila) |
Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
[1.2#236] |
Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#277] |
Ohatra |
6 Misy raharaha ilako ny ramolenao ka mba ampindramo ahy (J'ai besoin de votre mulet pour une affaire, veuillez me le prêter) [1.3#277] 7 Inona ny antony ilanao fandraka amiko? (Pourquoi me demandez-vous un ciseau?) [1.3#277] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 Alain, alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/27 |