Teny iditra ila omby (ila, omby)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny antsasaky ny omby voarasa izay nomena ny solontenan' ny andriana nanatrika ny hasoavan-jaza [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31