Teny iditra ilasiventy
Singan-teny ila ; venty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola izay 0, 90 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy venty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [venty, eightpence.] ninepence ; lit. one half and venty. Pronounced lasiventy. [1.2]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31